VENTE STRICTEMENT INTERDITE AUX MINEURS...!!!

black and white bed linen

ZAZA MADITRA

Livraison à domicile a partir de 2 000ar

Alcool, Cigarettes,CIGARE,cigarillos

EXPLOREZ NOS PRODUITS

zazamaditra

Cigare/cigarillos
Alcool
Cigarette

BOUTIQUE EN LIGNE ZAZAMADITRA

Découvrez notre sélection de cigare, cigarillos, cigarette, vin, whisky , bière,champagne et rhum disponibles en livraison à domicile.

Excellent service

Sitraka RAMANANTSOA

"

Questions fréquemment posées

Iza moa ianareo azafady ? dia aiza ny magasin anareo?

Izahay dia vondrona tanora nahavita fianarana t@ na anjerimanontolo iray teto Antananarivo, t@ na taranja "Informatique" , t@ taona 2022. Izahay dia tsy mivarotra entana mivantana @ olona fa en ligne ihany tompoko.

Aiza ny fangalanareo entana amidy ato azafady??

Ny ankamaroan'ny entana amidy nay ato tompoko dia hafarana avy any ivelany avokoa. Fa misy ihany ny entana sasantsasany no alainay @ na mpamongady eto an-tanindrazana.

Ahoana ny fomba fividianana entana @ nareo kay azafady

@ site internet zaza maditra sy ny tambazotra serasera na @ 034 05 056 55 / 032 64 142 50 / kokrakak.69@gmail.com. Alefa @ iray @ ireo ny anarana feno sy ny laharana finday dia arahana ny torohevitra avy eo.

Ahoana ny fandoavana ny vidin'entana azafady?

Mila mandoa 20% ny vidin'ny entana mialoha farafahakeliny vao afaka manao livraison izahay tompoko ny ambiny alainay mivantana @ nao rehefa aterina ilay entana. @ mobile money tompoko no andefasana azy toy ny mvola,orange money, airtel money. Ny payement par carte bancaire mbola miandry kely fa efa miasa @ izany izahay @ zao.

Azo atokisana tsara ve ianareo azafady???

Izahay tompoko dia miezaka hatrany hanome fahafampo anareo mpividy, na @ fandraisana anareo mpividy izany na ny entana izay amidy ato.Izahay koa dia orinasa kely mijoro tsara aradalana. NIF/STAT LISCENCE SNS,..

SERVICE MAHAFAM-PO ,PRODUIT TSARA KANEFA TSY LAFO,JE RECOMMANDE BEAUCOUP ZAZA MADITRA

RAMBELOSON HASINA

★★★★